- Alarobia 17 Jona 2020
Fandriampahalemana.Fanafihana grossiste sy cash point Olona 5 no efa voasambotra
Lehilahy miisa 03 no voasambotry ny Polisy miasa ao amin’ny BC4 Anosy ny 13 jona lasa teo teny 67 ha sy Ambatobe noho ny resaka fanafihana mitam-piadiana.
Hamaky ny tohiny