Fandriampahalemana

Ady amin`ny dahalo ambony latabatra “Rehefa miova ny toe-tsaina, mihena ny kolikoly”


  • Talata 02 Jona 2020

Nisy ny fanambarana niombonana nataon` ireo Minisitra misahana ny fandriam-pahalemana sy ny fitsarana nanambara tamin'ireo Solombavam-bahoaka, ny herinandro lasa teo,

 

 

 

 fa hiady amin'ny heriny manontolo an'ireo dahalo ambony latabatra, toy ny mpiasam-panjakana na ny olom-boafidy manao ny tsy mety, mihoa-pefy ary manao kolikoly sy manao ramatahora na manararoa-pahefana. Nanamafy moa ny ministry ny fitsarana, Johnny Richard Andriamahefarivo, fa tsy azo nandeferana hatramin` izay ny kolikoly ka tokony hotohizana ny ady ataontsika rehetra amin` ny kolikoly. Mila manova toe-tsaina ny rehetra ka hampihena ny kolikoly. “Ny ratsy tsy kely lalana. Mora no miteny saingy sarotra no mahita sy manenjika. Miova aloha ny toe-tsaina na tomponandraikitra na ny olona hiantefahan` ny asam-pitsarana ihany koa. Aoka izay ity fahazarana mitady olona hikarakara na mitady vahoalana hafahafa mianga amin`ny tsolotra.”

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT