• Alatsinainy 04 Mey 2020
Fandriampahalemana.Ambohimanambola Nodoran'ireo jiolahy ny trano rehefa tsy voasokany

Tokantrano iray teny Volomborona Ambohimanambola no novakiana andian-jiolahy ny zoma teo tokony ho tamin’ny 9 ora sasany alina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Mey 2020
Fandriampahalemana.Nosy be Vehivavy iray novonoina dia nalevina teo an-tokontaniny

Maty nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana ny olona iray fantatra tamin’ny anarana hoe Lala Ratinahery Gonçalves tany Nosy Be.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Mey 2020
Fandriampahalemana.Famakiana boulangerie Lehilahy iray no tratra teny Itaosy

Lehilahy iray no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin'ny CSP Itaosy ny alarobia 29 aprily teo teny amin'ny faritra Beravina Itaosy raha saika hamaky "Boulangerie" iray teny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Mey 2020
Fandriampahalemana.Andohanimandroseza Voasambotra nandritra ny fisafoana ireo mpamaky trano

Lehilahy efatra no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP2 Ambohijatovo nandritra ny fisafoana izay natao teny amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 02 Mey 2020
Fandriampahalemana.Mahajanga Tratra ireo mpamaky trano sy mpanolana faobe

Fanolanana faobe, vaky trano, fanafihana mitam-piadina, ireo no talentan'ireto tambazotran-jiolahy avy ao Tsararano ireto ary tokantrano maro no efa lasibatra tamin'izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Aprily 2020
Fandriampahalemana.Fahasalamana, toakarena, sosialy Nanome tohana 20,8 tapitrisa dolara ny ONU

Mampitombo hatrany ireo tohana sy ezaka hoenti-manampy an’i Madagasikara hiatrehana ny covid-19 ny Firenena Mikambana [ONU]. Nanolotra 20 858 952 dolara izy ireo ny talata 28 aprily teo.

Hamaky ny tohiny
FTT