• Talata 06 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Vaky trano teny Ambohitsoa Voadaroka sady voatifitra ny ilay jiolahy

Nisy andian-jiolahy nikasa hamaky trano teny Ambohitsoa afak’omaly Alahady tokony ho tamin’ny 07 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Septambra 2020
Fandriampahalemana.Betioky Atsimo Mamono olona sy mandoro trano ny dahalo

Mirongatra ny tsy fandriampahalema any amin’ny Fokontany Besavoa, kaominina ambanivohitra Vatolatsaka, distrikan’i Betioky Atsimo. Nitrangana asan-jiolahy mahery vaika indray tao amin’ity Fokontany ity ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Septambra 2020
Fandriampahalemana.Faritr’i Sofia Ny distrikan’i Mampikony no tena tsy mandry fahalemana

Marina tokoa fa toy ny mirongatra ny tsy fandriampahalemana any amina distrika sasantsasany ao amin’ny faritr’i Sofia, hoy ny sekretera jeneralin’ny governora, Tolojanahary Maharavo, raha namarana ny iraka nataony teto Antananarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Septambra 2020
Fandriampahalemana.Distrikan’Ambohimahasoa 8 taona ny zaza dia efa mamaky trano

Tsenan’Asabotsy ny sabotsy teo no nahatrarana ramatoa nividy zavatra tamina vola sandoka 5000 ariary, raha ny fampitam-baovao avy amin’ny CSP Ambohimahasoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Ambatomaro Tratra ambodiomby ilay mpangalatra akoho

Nanararaotra ny fahanginana sy ny andro alahady teny Ambatomaro, Boriborintany fahadimy ilay tovolahy saingy tra-tehaka tamin’ny halatra akoho nataony. Nisy namana fa izy no voasambotra, omaly atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Jeneraly Richard Ravalomanana « Aoka tsy hakiviana ny mpitandro filaminana »

Tonga namangy ireo zandary roalahy voatifitry ny dahalo tany Ampanihy Miandrivazo ny fianakaviamben'ny Zandarimaria izay notarihin'ny Jeneraly Sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimaria (SEG) sy ny Jeneraly Komandin'ny zandarimariam-pirenena, teny amin'ny Hopitaly miaramila Soavinandriana, omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT