• Alatsinainy 18 Mey 2020
Fandriampahalemana.Vaky trano teny Ankasina Lehilahy roa nampidirina am-ponja vonjimaika

Lehilahy miisa roa, 27 sy 30 taona no voasambotry ny polisy miasa ao amin'ny kaomisaria 67 ha ny zoma 15 mey teo noho ny resaka vaky trano.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Mey 2020
Fandriampahalemana.Fandrobana 99 tapitrisa Ar Olona 4 voasambotra tany Fenerive Est

Olona miisa 04 ahitana lehilahy 02 sy vehivavy 02 no voasambotry ny polisy miasa ao Analanjirofo izay isan'ny nandray anjara tamin'ny fanafihana mitam-piadiana niseho tao amin'ny fokontany Ambodihazinina kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Fandriampahalemana.Kaominin’Androhibe-Atsimondrano Nandravarava sy naka an-keriny ny dahalo

Ny alin’ny 12 mey hifoha omaly 13 mey dia nisy fanafihan-dahalo nitranga tao amin'ny kaominina Androhibe Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Fandriampahalemana.Fanendahana sy fifohana rongony Mpianatra tsy ampy taona ny roa tamin'ireo jiolahy

Olona miisa 08 no voasambotry ny polisim-pirenena avy ao amin’ny CSP1 Analakely nandritra ny hetsika manokana natao hiadiana amin’ny tsy fandriam-pahalemana eny amin’ny faritra Analakely sy ny manodidina iny ny fiandohan’ny volana mey teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Fandriampahalemana.Androhibe Analamahitsy Mpandroba 4 mitaingi-moto no tratra

Voasambotry ny polisin'ny "Brigade Criminelle" sakelika faha-03 eo Anosy ny alahady 03 may teo ireo lehilahy miisa 04 nanao fanafihana nitam-piadiana izay niseho teo Androhibe Analamahitsy ny sabotsy 25 aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Mey 2020
Fandriampahalemana.Vaky ny fonja tao Ihosy Gadra 10 tafaporisaka, 2 voasambotra

Vaky ny fonja ao Fanjakamandroso ao Ihosy tanàna, ny alahady 03 mey teo.

Hamaky ny tohiny
FTT