Fandriampahalemana

Ambatomanga Morarano Chrome Renim-pianakaviana iray nalain’ny dahalo an-keriny


  • Alarobia 27 Mey 2020

Fanafihan-jiolahy mirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no nitranga afaka omaly alatsinainy 25 mey tokony ho tamin’ny 10 ora alina tany.

Rehefa raikitra ny sakoroka dia niezaka niaro tena ny Raim-pianakaviana ka nisy ny ratra nahazo azy vokatr'izany. Ilay Ramatoa vadiny antsoina hoe : Rasoarisoa Noeline izay tokony ho 64 taona kosa dia nentin’ireo olon-dratsy an-keriny niaraka tamin’ny basy anankiroa sy vola izay saika hividianana solika tao amin’ ity tokatrano voatafika ity.Noho ny tampoka sy ny hery tsy mitovy ary ny fahamaroan'ireo jiolahy dia tsy afaka nanohatra ny mpiambina ny tanana (gardien). Na izany aza tsy nisy ny aina nafoy ary efa tonga nampahery ny fianakaviana ihany koa ny Ben'ny Tanana niaraka tamin’ny soloten'ny solom-bavam-bahoaka voafidy tany amin’ity distrika ity .

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT