• Alatsinainy 24 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Beravina Morafenobe Avotra ireo mpianaka nataon'ny dahalo takalonaina

Avotra ireo takalonaina miisa roa, tafaverina avokoa ny omby telo voaroba. Notafihin’ny dahalo mirongo basy tao Mahavelona Fokontany Ampoza Beravina ny harivan'ny 20 aogositra 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Tetezan-dramala Isotry Tratra teo am-panendahana izy roalahy

Lehilahy miisa roa no voasambotry ny Polisy miasa ao amin'ny kaomisaria Isotry nanao fanamiana sivily omaly Alahady teny an-toerana ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2020
Fandriampahalemana.Lalam-pirenena Fahafito Tratra ireo roalahy mpanakan-dalana

Vosambotry ny polisin’ny FIP Toliara teny amin’ny lalam-pirenena fahafito Andatabo ny roa lahy mpanakan-dalana any amin’iny faritra iny ny 12 aogositra lasa teo tokony ho tamin’ny 01 ora atoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Fandriampahalemana.Vono olona matetika tany Andapa Tsy mahazo mivoaka ny trano ny ankizy rehefa folakandro

Tsy mahazo mivoaka ny trano intsony ny zaza tsy ampy taona rehetra manomboka amin’ny 02 ora folakandro any amin’ny distrikan’Andapa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Fandriampahalemana.ITAOSY Tratra ilay tovovavy mpanendaka olona marefo

Ela ny nitoratorahana ilay tovovavy iray mpanendaka sy mpisoloky eny amin’iny faritra Itaosy Atsimondrano iny omaly Alatsinainy. Raha araka ny loharanom-baovao mantsy dia hataon’izy io mahita faisana mihitsy ireo ankizy madinika sy olon-dehibe hitany fa marefo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Fandriampahalemana.Soavadia - Toliara Sinoa voatafika, lasa ny volabe

Teratany Sinoa iray monina ao Toliara no nisy nanafika tao an-tranony miditra ao an-dakoron’ny lisea Laurent Botokeky ao amin’ny fokontanin’i Soavadia Toliara ny harivarivan’ny alatsinainy 22 jona 2020 mbola andro mazava tokony ho tamin’ny 5 ora hariva tany ho any.

Hamaky ny tohiny
FTT