- Alarobia 14 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Fanendahana Telolahy indray no nalefa eny Antanimora
Lehilahy miisa telo no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ Isotry ny 11 oktobra teo teny akaikin’ny tetezan-dRamala .
Hamaky ny tohinyLehilahy miisa telo no voasambotry ny polisy miasa ao amin’ny kaomisarian’ Isotry ny 11 oktobra teo teny akaikin’ny tetezan-dRamala .
Hamaky ny tohinyToamasina no lavon’ny balan’ny mpitandro ny filaminana tao Toamasina ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyEfa mivadika biby ny olombelona. Raim-pianakaviana iray 52 taona no maty notapahin-doha sy tanana tao Anjombalava, Kaominina Ambanivohitr’i Anjagnoveratra, distrikan’i Sambava ny 07 oktobra lasa teo.
Hamaky ny tohinyAvotra soamantsara ireo telo mianaka nalain'ny dahalo takalonaina nandritry ny fanafihana sy halatr'omby tao Ambinagnisoa, fokontany Mahasoa/Pomay, kaominin’i Malaimbandy, faritr’i Menabe, ny alin'ny 6 hifoha 7 oktobra teo tamin'ny 2 maraina, hoy ny fampitam-baovao.
Hamaky ny tohinyHisy ny fiaraha-miasa eo amin'ny Minisiteran'ny Fiarovam-pirenena sy ny orinasa Skydive, tarihin'Andriamatoa Laurent Lesquereux, mpampiofana amin'ny filatsahana an'elon'aina izay nizara ny traik'efa ananany teny amin'ny 1er RFI farany teo.
Hamaky ny tohinyAvotra soamantsara ilay tovovavy 22 taona nataon'ny andian-jiolahy, mitam-piadiana takalon'aina nanafika tao Anandrobe kaominina ambanivohitra Bejofo distrik’ Ambatondrazaka ny alin’ny 05 Oktobra teo.
Hamaky ny tohiny