Fandriampahalemana

Tetezan-dramala Isotry Tratra teo am-panendahana izy roalahy


  • Alatsinainy 17 Aogositra 2020

Lehilahy miisa roa no voasambotry ny Polisy miasa ao amin'ny kaomisaria Isotry nanao fanamiana sivily omaly Alahady teny an-toerana ihany.

 

 

 

 Raha araka ny fantatra mantsy dia diso be loatra ny fitarainan’ny mponina mikasika ny asa fanendahana mitranga eny amin’ity faritra ity ka nidina ifotony nanao fanaraha-maso izy ireo. Tsy hanavahana sokajin’olona na ora intsony izany fa misy fanendahana miseho hatrany ka ny vehivavy sy ny ankizy no tena lasibatra. Teo amin’i Tetezan-dramala mihitsy moa izy roalahy ireo no tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny. Na izany aza tsy nisy zavatra azon'ireo jiolahy. Nentina namonjy ny birao avy hatrany izy roalahy ireo natao fanadihadiana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT