Fandriampahalemana

Ambatomaro Tratra ambodiomby ilay mpangalatra akoho


  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020

Nanararaotra ny fahanginana sy ny andro alahady teny Ambatomaro, Boriborintany fahadimy ilay tovolahy saingy tra-tehaka tamin’ny halatra akoho nataony. Nisy namana fa izy no voasambotra, omaly atoandro.

 

 

Nitangorona avy hatrany ny olona vao nandre. Tsy nanaiky mora rahateo koa ny tompon’ny ankoho. Nampilanjan’ny olona ilay akoho nangalariny ilay tovolahy. Natolotra ny mpitandro ny filaminana ilay mpangalatra.

 

Jean D

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Halatra « taxi »
  • Zoma 19 Jona 2026

teny Vontovorona Olona miisa 3 no voasambotra

  • MAROANTSETRA
  • Alarobia 03 Jona 2026

Tratra ny mpamaky fasana roalahy

  • ENTANA HALATRA TANY TSIROANOMANDIDY
  • Alakamisy 11 Septambra 2025

Tratra tao amina sekoly iray tao Mahamasina

  • Mpangalatra finday amidy eny an-tsena
  • Zoma 28 Febroary 2025

Mampiasa tahon-kifafa petahana siligaoma

  • Fifampitifirana nahery vaika tao Toamasina
  • Alarobia 22 Janoary 2025

Jiolahy 4 maty, basy PA 2 azon’ny polisy

  • FAMONOANA LAHY ANTITRA TAO ANJEVA GARA
  • Zoma 25 Oktobra 2024

Ny sakaizany taloha sy ny mpiambina ny tananany no tompon’antoka

Hijery ny tohiny
FTT