• Alakamisy 22 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Ankazomanga Tratra ilay nisandoka ho mpitandro ny filaminana

Tovolahy iray nanao fanamiana mpitandro ny filaminana nitondra moto, tsy nanao aroloha fa ireny saron-tava ( cagoule ) ireny no nosakanan’ny polisy rehefa nandalo teny Ankazomanga, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Na an-tsaha, na an-tanàna Manao izay tiany ny jiolahy

Ny jiolahy no manjaka eto na ambanivohitra na an-tanàn-dehibe, manjaka ny halabotry sy ny fanafihana mitam-piadiana na an-tsaha na an-tanàna. Ny kely hanana lasa,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Bevalala Miha mahazo vahana ny fanendahana

Vehivavy mpianatra iray nanovo fahalalana ao amin’ny« Centre professionnel » an-dry mopera eny Bevalala no voendaka niaraka tamina lehilahy iray 25 taona nitondra bisikileta ny 15 oktobra teo teny akaikin’ny kianja filalaovam-baolina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Fanafihana tany Est Vinany Lasa ny basy sy ny vola rehetra

Mpandraharaha iray mipetraka sy monina ao amin'ny Fokontany Est Vinany any Ambositra, toerana fantatra amin’ny hoe: ampitan'ny Tany Malalaka, notafihan'ny dahalo mitam-basy ny sabotsy alina tamin'ny 12 ora sy sasany teo ho eo, raha ny vaovao azo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Ambohijatovo Efa-dahy mitam-basy nanendaka vehivavy

Vehivavy iray novelesin` ireo jiolahy miisa efatra teo amin’ny lohany, notaritaritina tamin’ny tany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Oktobra 2020
Fandriampahalemana.Tsongobory Toliara I Jiolahy 2 lavon’ny balan’ny polisy

Jiolahy miisa roa no lavon’ny balan’ny oolisy ny 11 hifoha 12 oktobra teo tokony

Hamaky ny tohiny
FTT