• Talata 09 Janoary 2018
Fampianarana.Fanemorana ny fidiran’ny mpianatra Miteraka olana ny fahataran’ny serasera

Taorian’ny fialan-tsasatry ny pesta dia miditra amin’ny fialan-tsasatry ny rivodoza indray ireo mpianatra ao anatin’ny fari-piadidiam-pampianarana maro nanomboka omaly toy ny eto Antananarivo Renivohitra, Atsimondrano ary Brickaville.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Desambra 2017
Fampianarana.Oniversiten’Antananarivo Ataon’ny fanjakana takalonaina ny mpianatra

Feno ny kapoakan’ny SECES na ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka mpampianatra sampana Antananarivo noho ny bemarenina sy ny fandrirarirana ataon’ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Desambra 2017
Fampianarana.Foana ny diplaoma "Maitrise" Velon-taraina ny mpianatra toekarena

« Manao antso avo amin'ny tompon'andraikitra isan-tsokajiny izahay amin'ny olana misy aty aminay, indrindra ny ao amin'ny sampana toekarena », hoy ny filohan'ny fikambanan'ny mpianatra Rafaliherisoa Safidy Obien, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Desambra 2017
Fampianarana.Sekoly ambony INSPNMAD Hanangana oniversite manara-penitra

Fotoan-dehibe ho an’ny sekoly ambony INSPNMAD io taona vaovao 2018 ho avy io. Hiakatra amin’ny sehatra ambonimbony kokoa ny sekoly entina hanatsarana ny sehatry ny fanabeazana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Desambra 2017
Fampianarana.Oniversiten’Antananarivo Miato ny fampianarana

Nanapa-kevitra ny hampiato tanteraka ny fampianarana eny amin’ny oniversiten’Antananarivo ireo mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra manodidina ny 900 isa mikambana eo anivon’ny sendikan’izy ireo na ny SECES omaly teny Ankatso.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Desambra 2017
Fampianarana.IT UNIVERSITY Namoaka informatisiana avo lenta 124 mianadahy

Niampy 124 mianadahy indray ireo informatisiana avo lenta eto amintsika. Mpianatra navoakan’ny IT University eny Andoharanofotsy izy ireo ka ny 97 mianadahy notolorana ny mari-pahaizana Licence misalotra ny anarana “Raitra”

Hamaky ny tohiny
FTT