- Zoma 31 Martsa 2017
Fampianarana.FITANTANANA SY LALANA Lalam-piofanana tena mahaliana ny tanora
Anisan’ny lalam-piofanana mbola tena mahaliana ny tanora ankehitriny ny fitantanana sy ny lalàna.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny lalam-piofanana mbola tena mahaliana ny tanora ankehitriny ny fitantanana sy ny lalàna.
Hamaky ny tohinyTongotra mby an-dakana ny an’ny fitondram-panjakana amin’ny fanovana ny tetiandrom-pampianarana eto amintsika. Efa tafiditra ao anatin’ilay drafitrasa vaovao momba ny fanabeazana ny fampiharana izany, araka ny fanazavan’ny minisitra Paul Rabary saingy tsy azo hirotorotoana.
Hamaky ny tohinyNy 31 martsa ho avy izao, raha ny fampahafantaran’ireo tompon’andraikitra tetsy amin’ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana siantifika etsy Tsimbazaza omaly no fara-fisoratana anarana ho an’ireo izay te hifaninana amin’ny fanadinana bakalorea amin’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyTanora miisa 46 mianadahy no nomen’ny masoivoho Amerikanina fiofanana marolafy nandritra ny fito herinandro ka navoaka tamim-pomba ofisialy ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohinyRaha tokony hifarana anio Alakamisy ilay “Salon des Etudes Internationales” andiany faha-8, karakarain’ny Madajeune etsy amin’ny Carlton Anosy dia rahampitso zoma izany vao hifarana amim-pomba ôfisialy.
Hamaky ny tohinyNatomboka tamin’ny fanompoam-pivavahana tao amin’ny kathédrale sy ny mosquée ao Antsiranana, ny zoma lasa teo ny fanamarihana ny faha-25 taona niorenan’ny IST-A na ny « Institut Supérieur de Technologie d’Antsiranana ».
Hamaky ny tohiny