- Alatsinainy 04 Desambra 2017
Fampianarana.Vondrona CPE Mankalaza ny faha-20 taona niorenany
Feno 20 taona omaly alahady ny vondrona CPE manerana ny Nosy, izay fanta-daza loatra eo amin’ny sehatry ny fanabeazana.
Hamaky ny tohinyFeno 20 taona omaly alahady ny vondrona CPE manerana ny Nosy, izay fanta-daza loatra eo amin’ny sehatry ny fanabeazana.
Hamaky ny tohinySekoly ambony manofana ho mpianatra hahay informatika sy ny infographie
Hamaky ny tohinyTontosan’ny Ben’ny tanànan’Ampitatafika Rado Ramparaoelina an-tsakany sy an-davany ny fanamby napetrany ny amin’ny hanampiana ireo mpianatra mendrika indrindra tamin’ny fanadinana Bakalôrea farany teo,
Hamaky ny tohinyNodimandry tao amin'ny hopitaly CHU PzaGa Androva, rehefa notsaboina nandritra ny 5 andro i Marco Fabrice, 20 taona, avy any amin'ny distrikan’Ambanja, Faritra DIANA,
Hamaky ny tohinyManatanteraka asa fanadiovana ny eo anivon’ny sekoly ambony ISFPS Leader( Institut Superieur de formation Paramédical Science et de la Société) tarihin’ny filoha tale jeneraliny Mahasoa Leader entina hanatsarana ny kalitaon’ny fampianarana hatolotr’izy ireo.
Hamaky ny tohinyNitombo isa indray ireo teknisianina ambony eto amintsika. Anisan’izany ireo 40 mianadahy vao navoakan’ny sekoly ambony ESPIC ( Ecole Supérieure Professionnelle en Informatique et Commerce) etsy 67 ha ny sabotsy lasa teo.
Hamaky ny tohiny