- Alakamisy 01 Febroary 2018
Fampianarana.Oniversiten'i Mahajanga Nitsefotra ny fifampidinihana
Tsy nahomby ny fampifanatonana mivantana ny tompon' andraikitry ny oniversite sy ny mpianatra nataon'ireo solontenam-panjakana tao Mahajanga notarihin'ny Préfet Ravelomahay Lahiniaina Fitiavana sy ireo lehiben'ny OMC omaly maraina, nokasaina hamahana ny olan’ny oniversiten'i Mahajanga.
Hamaky ny tohiny