• Sabotsy 20 Janoary 2018
Fampianarana.Fanadinana bakalorea Hotanterahina ny 17 ka hatramin’ny 21 septambra

Misy toy ny isan-taona ihany ary hifanaraka amin’ny datim-panadinana BEPC ny fotoana hanatanterahana ny fanadinana Bakalôrea manerana ny nosy amin’ity taom-pianarana 2017-2018 ity,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Janoary 2018
Fampianarana.Vatsim-pianarana eny Ankatso Tsy mbola nivoaka ny tetiandron’ny DEGS

Milamindamin-dratsy indray aloha ny eny anivon’ny anjerimanontolon’Antananarivo amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Janoary 2018
Fampianarana.Fanadinam-panjakana 2018 Nahemotra avokoa

Hahemotra roa herinandro taorian’ny daty efa notondroin’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena avokoa ny fanadinam-panjakana eo ambany fiadidian’izy ireo amin’ity taona 2018 ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Fampianarana.Fifandonana teny Ankatso Polisy iray naratra mafy

Ny hisavorovoroan-kilatoana marina ve sa dia efa lasa fomba amam-panao isan-taona ny grevy eny amin’ny oniversitem-panjakana eto Madagasikara vao mivoaka ny vatsim-pianarana ?

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Janoary 2018
Fampianarana.CNTEMAD Hanomboka hampiasa ny « Logiciel ENT »

Hanomboka hampiasa ilay logiciel ENT « Environnement Numérique de travail » amin’izay amin’ity taona 2018 ity ny oniversitem-panjakana CNTEMAD manerana ny Nosy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Janoary 2018
Fampianarana.Mpianatry ny oniversiten’Ankatso Hanomboka anio ny grevy …

Tezitra sy diso fanantenana amin’ny fanjakana ny mpianatry ny anjerimanontolon’Antananarivo ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT