• Talata 19 Desambra 2017
Fampianarana.Fialantsasatry ny noely Mbola vitsy ireo olona mihazo ny faritra, mikaikaika ny mpitatitra

Raha efa niaina tanteraka tao anatin’ny fety ireo mpitatitra mihazo ny Faritra rehefa ankatoky ny fety tahaka izao noho ny hamaroan’ny mpandeha dia ny mifanohitra amin’izay ny zava-misy iainan’izy ireo ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Desambra 2017
Fampianarana.Saint Jean Baptiste de la Salle Imerinafovoany Notokanana ireo efitrano 8 vao nohavaozina

Notokanana tamim-pomba ôfisialy ny alakamisy teo ireo, ny efitrano vaovaon’ny sekoly masindahy Jean Baptiste de la salle Imerinafovoany, rehefa avy nohavaozina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Desambra 2017
Fampianarana.Oniversitem-panjakana Korontanina ambony ambany

Miezaka manamboatra resaka ny avy eo anivon’ny birao nasionalin’ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka na ny Seces, raha nilaza omaly ny filohany, ny Dr Dimby

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Desambra 2017
Fampianarana.CANAL PLUS sy ny Ministeran’ny Fanabeazana Matotra ny fiaraha-miasa

Manga ny fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena sy ny orinasam-pifandraisana Canal Plus.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Desambra 2017
Fampianarana.IT University Notsidihan’ny minisitry ny fifandraisan-davitra

Taorian’ireo oniversitem-panjakana maro any amin’ny faritra dia ny IT University etsy Andoharanofotsy indray, sekoly ambony tsy miankina iray mampianatra ny lalam-piofanana informatika avo lenta no nosafidian’ny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampivoarana ny haitao ara-kajy mirindra Neypatraiky André Rakotomamonjy notsidihana, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Desambra 2017
Fampianarana.Cisco Antananarivo Renivohitra Efa nahazo “kits scolaires” avokoa ny mpianatra

Efa tapitra nahazo ilay “kits scolaires” avy amin’ny filoham-pirenena mivady avokoa ireo mpianatra eo anivon’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo Renivohitra, hoy Rakotozafy Ramasy Harisoa, tompon’andraikitra voalohany eo anivon’ity Cisco iray ity, omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT