- Sabotsy 10 Febroary 2018
Fampianarana.Fampiasana ny “Puces RFID” sy ny “GPS tracker” Manana tetikasa goavana ny IT University
Oniversite tsy miankina tena mamiratra amin’ny fampianarana ny tontolon’ny Informatika eto Madagasikara ny IT university eny Andoharanofotsy, ary efa namoaka mpianatra maro be mamiratra hatrany ampitan-dranomasina amin’io sehatra io.
Hamaky ny tohiny