• Alatsinainy 19 Martsa 2018
Fampianarana.Sehatry ny fanabeazana Namoaka manampahaizana 142 ny INSPMAD

Mitombo isa hatrany ireo tanora manampahaizana eto amintsika. Niampy 142 isa indray izy ireo, mpianatra navoakan’ny sekoly ambony INSPNMAD notolorana ny maripahaizana Diplômes de technicien Superieur sy ny licence rehefa nianatra nandritra ny roa sy telo taona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Martsa 2018
Fampianarana.Tovovavy mpianatry ny CEG Antanimena Nentina nijery ny asa sahanin’ireo orinasam-pifandraisana

Betsaka amin’ireo ankizy mpianatry ny CEG Antanimena no maniry hiasa amin’ireny orinasam-pifandraisana maro isan-tsokajiny eto amintsika ireny rahatrizay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Febroary 2018
Fampianarana.Oniversite iraisam-pirenena Frantsay Hisokatra eny Ankorahotra

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny IKM Antsahavola ny fisokafan’ny biraon’ny oniversite France international Graduate School na ny FIGS etsy Ankorahotra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Febroary 2018
Fampianarana.« SALON DE L’ETUDIANT » Hifarana anio etsy Mahamasina

Hifarana anio etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina rehefa naharitra roa andro ilay “Salon de l’étudiant” natokana ho an’ny volana Febroary, karakarain’ny Madajeune.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Febroary 2018
Fampianarana.Ministeran’ny fanabeazam-pirenena Tsy maintsy vita ny fandaharam-pianarana

Betsaka ny fanahiana any anatin’ireo ray aman-dreny amin’izao fiandohan’ny taona 2018 izao mikasika ny mety hahavitan’ny fandaharam-pianarana eny anivon’ny sekoly na tsia.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Febroary 2018
Fampianarana.Distrikan’i Sambava Omaly vao niverina nianatra ny mpianatra

Omaly vao niverina nianatra avokoa ireo mpianatra any amin’ny distrikan’i Sambava.

Hamaky ny tohiny
FTT