- Talata 24 Jolay 2018
Fampianarana.Fandravana ny tolon’ny mpanabe Mampiasa volabe ny fanjakana, hoy ny mpitolona
Fandravana ny tolon’ny mpanabe Mampiasa volabe ny fanjakana, hoy ny mpitolona
Hamaky ny tohinyFandravana ny tolon’ny mpanabe Mampiasa volabe ny fanjakana, hoy ny mpitolona
Hamaky ny tohinyNanome 72 ora ny praiminisitra Ntsay Christian ihany koa ireo mpampianatra mitokona nanomboka omaly, mba hanatanterahana ny fangatahan’izy ireo taorian’ny 72 ora nomen’ny praiminisitra azy ireo tsy maintsy hiverenany mampianatra any an-tsekoly.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo ray aman-dreny tsy afaka mandoa saram-pianarana lafo intsony amin’izao noho ny fahasarotan’ny fiainana.
Hamaky ny tohinyResaka vatsim-pianarana, tsy fivoahan’ny karaman’ny mpampianatra sy ny olana hafa noho ny rafitra LMD, izay tsy arahina fepetra mifanaraka amin’izany no nampitroatra ireo mpianatra teny amin’ny Politeknika Vontovorona omaly.
Hamaky ny tohinyNafana ny tolon’ny mpampianatra teny amin’ny tokotanin’ny minisiteran’ny fanabeazana Anosy omaly.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana omaly ny teo anivon`ny DIDEC na ny foibem-pianarana katolika manoloana ny fanakatonana ny sekoly Saint Vincent de Paul etsy Ambatonilita.
Hamaky ny tohiny