• Talata 31 Jolay 2018
Fampianarana.Mpianatra amin’ny kilasy antenantenany Tsy hisy fanadinana 3 volana fahatelo ?

Fakana ny mety ho toromariky ny mpampianatra no tena ataon’ny mpianatra ho an’ny kilasy antenantenany, fa raha ny fiverenan’ny fampianarana, dia toa mbola sarotsarotra ihany, ka indray mandeha isan-kerinandro eo no maka vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2018
Fampianarana.Fiatrehana ny CEPE -Toamasina Ankizy 300 notolorana kits scolaire

Hotanterahina ny 14 aogositra ho avy izao ny fanadinana CEPE taom-pianarana 2018-2019.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Fampianarana.Injeniera informatika malagasy Hararaotin’ny vahiny

Miisa 15.000 eo ho eo ireo asa mivantana foronin’ny sehatry ny teknolojia eto amintsika raha 60.000 no tsy mivantana, araka ny tarehimarika nampahafantarin’ny rafitra Goticom, izay isan’ny miompana amin’izany eto amintsika, tetsy amin’ny CCIA Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Jolay 2018
Fampianarana.Tolon’ny mpanabe Miankina amin’ny fihetsiky ny Fitondram-panjakana ny tohiny

Tolon’ny mpanabe Miankina amin’ny fihetsiky ny Fitondram-panjakana ny tohiny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2018
Fampianarana.Oniverisiten’Antananarivo Hikatso ny fampianarana manomboka anio

Tontosa omaly alakamisy 25 jolay tao amin’ny Amphi 24, FLSH Ankatso ny fivoriamben’ny Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka na ny SECES Antananarivo, niresahana ny vokatry ny fifampidinihana tamin’ny tompon’andraiki-panjakana sy ny tohin’ny fitakiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jolay 2018
Fampianarana.Adina ara-panatanjahantena bakalorea Savorovoro ny tao Toamasina, tsy vita ny tao Brickaville

Vao maraina dia efa nameno ny kianjabe nikasana hanaovana ny adina ara-panatanjahantena tao Brickaville ireo mpampianatra mpikambana eo anivon’ny Sempama any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT