• Alatsinainy 09 Jolay 2018
Fampianarana.Olan’ny fampianarana Malagasy Tokony hovahana ao anatin’ny hateloana, hoy ny ABA

Ahiana hitatra ka ho lasa olana ara-tsosialy goavana, hanampy trotraka ny fifandroritana ara-politika eto amintsika ny fitakian’ny sendikan’ny mpampianatra amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2018
Fampianarana.Anosiarivo Tsiafajavona Nahazo EPP vaovao

23 km miala an’Ambatolampy no misy ny kaominina ambanivohitra Tsiafajavona, any amin’ny Faritra Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Jolay 2018
Fampianarana.DREN Vakinankaratra Atahorana ho taona fotsy ny amin’ity 2018 ity

Vao maraina dia nifamotoana teo amin’ny tokotanin’ny DREN Vakinankaratra toy ny mahazatra ireo mpianatra an’arivony omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2018
Fampianarana.Oniversiten’Antananarivo Niara-nitokona avokoa ny mpianatra, mpampianatra, mpandraharaha

Niara-nitokona nanomboka omaly ireo mpianatra, mpampianatra, mpandraharaha, mpampianatra mpikaroka eny amin’ny anjerimanontolo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Jona 2018
Fampianarana.Fampianarana teknika Ny 2 %-n’ny afaka baka teknika no tafiditra any amin’ny pôliteky

Nivoaka tamin’ny fahanginana ireo sendikan’ny mpiasa mpampianatra mpampiofana eo anivon’ny minisiteran’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Jona 2018
Fampianarana.Fitokonan`ny mpampianatra Tsy miato raha tsy mivaly ny fangatahana

Mitohy hatrany fitokonana ataon`ny mpampianatra amin`ny DREN manerana ny Nosy. Nilaza izy ireo fa tsy hitsahatra izany raha tsy mivaly ny fangatahana.

Hamaky ny tohiny
FTT