- Alatsinainy 13 Aogositra 2018
Fampianarana.ESC ESPIC Manohana ireo tanora hampandroso ny firenena
Niampy 50 mianadahy indray ireo tanora teknisiana eto amintsika, mpianatry navoakan’ny sekoly ambony ESC ESPIC.
Hamaky ny tohinyNiampy 50 mianadahy indray ireo tanora teknisiana eto amintsika, mpianatry navoakan’ny sekoly ambony ESC ESPIC.
Hamaky ny tohinyMifamahofaho tanteraka ny resaka laza adina momba ny fanadinana CEPE tanterahina rahampitso 14 aogositra 2018. Nanaitra ny zava-nisy tany Sambava, noho ny ambara fa fipariahan’ny laza adina “Opération” na Asa marika izay voalaza fa niparitaka nanomboka ny sabotsy tolakandro.
Hamaky ny tohinyHitondra fiovana sy fanavaozana eo amin’ny tontolon’ny fanabeazana eto amintsika ny sekoly ambony Inspnmad.
Hamaky ny tohinyTsy nahafa-po anay ny vahaolana natolotry ny fanjakana mikasika amin'ny fitakiana izay nataonay efa telo volana mahery, hoy ny fanambaran’ny mpampianatra omaly 3 aogositra.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka diabe nihazo ny primatiora eny Mahazoarivo omaly ny solontenan’ireo mpampianatra mitokona avy amin’ny distrika 119 manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyNiantso ny mpampianatra rehetra hanohy ny asa hanatanterahana ny fanadinam-panjakana filohan’ny sendikan’ny Mpampianatra ANEFFA, Elidio Randrianjafy afak’omaly.
Hamaky ny tohiny