- Sabotsy 09 Jona 2018
Fampianarana.Sekoly ambony GSI Namoaka teknisianina 150 mianadahy
Namoaka mpianatra 150 mianadahy indray ny sekoly ambony GSI. Emergence na Fisandratana no anarana nisaloran’izy ireo, notolorana ny mari-pahaizana Diplômes de technicien superieur sy ny Licence
Hamaky ny tohiny