- Zoma 07 Septambra 2018
Fampianarana.EPP Mahavelona Nahazo loka ireo mendrika tamin’ny CEPE
Ankizy kamboty sy zanaky ny sahirana ara-pivelomana avokoa ny ankamaroan’ireo mpianatry ny sekoly ambaratonga fototra ao Mahavelona.
Hamaky ny tohinyAnkizy kamboty sy zanaky ny sahirana ara-pivelomana avokoa ny ankamaroan’ireo mpianatry ny sekoly ambaratonga fototra ao Mahavelona.
Hamaky ny tohinyNasain’ny mpianatry ny oniversiten’Antananarivo, sampana sosiolojia eny Ankatso ny kandida filoham-pirenena Haingo Rasolofonjoa ny tolakandron’ny sabotsy 01 septambra teo.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Tranoben’ny Varotra sy ny Indostria Antaninarenina ny mpianatra andiany faha-10 tao amin’ny sekoly ambonin’ny varotra sy ny fifaninanana (INCC).
Hamaky ny tohinyEfa miomana sahady amin’ny fidiran’ny mpianatra taom-pianarana 2018-2019 ny ankamaroan’ireo ray aman-dreny ankehitriny.
Hamaky ny tohinyTelo andro anio zoma no natoka-monina ireo mpampianatra nandrafitra ny laza adina Bakalôrea ankapobeny sy teknika izay hotontosaina eto amintsika manomboka ny 17 septambra ho avy izao.
Hamaky ny tohinyNamoaka mpiofana 282 ny Centre National de l’artisanat Malagasy etsy 67 ha omaly. Ny 151 amin’izy ireo dia teto amin’ny Faritra Analamanga avokoa izay notolorana mari-pahaizana tetsy amin’ny ANS Ampefiloha.
Hamaky ny tohiny