• Zoma 09 Novambra 2018
Fampianarana.Fiatrehana ny fidiran’ny mpianatra Voatery midi-trosa ny ankamaroan’ny ray aman-dreny

Mbola tafiditra tanteraka ao anatin’ny fiatrehana ny fidiran’ny mpianatra isika ankehitriny. Amin’ny herinandro ho avy io mantsy vao hiditra amim-pomba ofisialy avokoa ireo mpianatra eny anivon’ny sekolim-panjakana raha efa niditra tamin’ny volana septambra sy oktobra kosa ny ankamaroan’ireo sekoly tsy miankina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Novambra 2018
Fampianarana.Imerimanjaka Antanetibe Mahazaza Mahitsy Nahazo EPP vaovao manara-penitra

Mbola betsaka amin’ireo ankizy ao amin’ny fokontany Imerimanjaka, kaominina Antanetibe Mahazaza Mahitsy no tsy afaka mandia ny varavaran-tsekoly amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Fampianarana.ISST Paramed Namoaka mpianatra 27 mianadahy

Namoaka mpianatra 27 mianadahy ny sekoly manofana ho mpampivelona sy mpitsabo mpanampy ISST Paramed etsy Andrefanambohijanahary omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Septambra 2018
Fampianarana.Fiatrehana fidiran’ny mpianatra Hizara kopia ny boriborintany I

Mandritra ity volana septambra ity ka hatramin’ny volana novambra dia hanatontosa hetsika fizarana kopia sy fanamarinam-pahaterahana ny avy eo anivon’ny Boriborintany voalohany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2018
Fampianarana.BEPC Antananarivo Nanomboka ny famindrana anaty solosaina ny naoty

Tanterahina etsy amin’ny CEG Antanimbarinandriana nanomboka omaly ny famindrana anaty solosaina ny naotin’ireo mpiadina tamin’ny fanadinana BEPC notanterahina ny 3 ka hatramin’ny 6 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Septambra 2018
Fampianarana.BEPC Antananarivo Nitotongana ny fahaizan’ny kandida

Nampikolay ireo mpitsara fanadinana BEPC tamin’ity taona ity ny fihenan’ny lentan’ny fahaizan’ireo kandida raha ho an’ny teto amin’ny fiadidiam-pampianarana eto Antananarivo no lazaina.

Hamaky ny tohiny
FTT