Fampianarana

BEPC Antananarivo Nitotongana ny fahaizan’ny kandida


  • Alatsinainy 10 Septambra 2018

Nampikolay ireo mpitsara fanadinana BEPC tamin’ity taona ity ny fihenan’ny lentan’ny fahaizan’ireo kandida raha ho an’ny teto amin’ny fiadidiam-pampianarana eto Antananarivo no lazaina.

 

 

Araka ny nambaran’ireo mpitsara dia saika tsy nahatody ny naoty 07/20 ny ankamaroan’ireo taranja efa voatsara hatreto amin’ny ankapobeny. Misy amin’ireo kandida sasany aza tsy nahazo afa-tsy 0,05/20. Mbola izany ihany, hoy izy ireo, no zava-mitranga kanefa dia efa nekena fa hanomezana fanampin’isa ireo fandaharam-pianarana tsy vita. Nisy fiantraikany ratsy dia ratsy tamin’ny voka-panadinana, araka izany, ny fitokonana lavarenin’ireo mpampianatra.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

  • Oniversiten'Antananarivo
  • Alakamisy 27 Aogositra 2026

14.400 eo no mpianatra

Hijery ny tohiny
FTT