- Alarobia 17 Jolay 2019
Fampianarana.Fampiofanana ampitain-davitra Manomboka mahaliana ny olona
Manomboka betsaka ireo renim-pianakaviana liana amin’ny fampiofanana ampitain-davitra eto amintsika.
Hamaky ny tohinyManomboka betsaka ireo renim-pianakaviana liana amin’ny fampiofanana ampitain-davitra eto amintsika.
Hamaky ny tohinyAmin’ny faran’ny volana Aogositra ho avy izao vao hifarana tanteraka ny taom-pianarana amin’ity taona 2019 ity izay feno 11 volana katroka.
Hamaky ny tohinyTena misy fiantraikany amin’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny mpianatra ny halavan’ny taom-pianarana tamin’ity taona 2019 ity.
Hamaky ny tohinyMandrahona tsy hampanao ny fanadinam-panjakana CEPE hotanterahina ny 27 aogositra ho avy izao ireo mpampianatra FRAM any amin’ny distrikan’Amboasary Atsimo.
Hamaky ny tohinyMitsinjo ireo mpiasa manana traikefa amin’ny asa ataony ka mbola te hampitombo ny fahaizany ny sekoly ambony Issup na “Institut Superieur Privé Professionnel” etsy Behoririka.
Hamaky ny tohinyEfa miomana tanteraka amin’ny fiatrehana ny fanadinana CEPE andrana andiany faharoa ireo sekoly miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana eto an-drenivohitra ankehitriny.
Hamaky ny tohiny