- Alakamisy 23 Mey 2019
Fampianarana.CNaPS - DIDEC Moramanga Nahazo fiofanana ny mpampiasa sy ny mpiasa
Mitohy ny fanofanan’ny CNaPS sy ny DINEC ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny sekoly katolika ka nampahafantarina momba ny zon’ny mpiasa sy ny adidin’ny mpampiasa ny DIDEC Moramanga nandritra ny 4 andro.
Hamaky ny tohiny