• Alakamisy 11 Jolay 2019
Fampianarana.Oniversite Issup Manao fiofanana”initiale” sy “continue” ho an’ny mpiasa sy mpianatra

Mitsinjo ireo mpiasa manana traikefa amin’ny asa ataony ka mbola te hampitombo ny fahaizany ny sekoly ambony Issup na “Institut Superieur Privé Professionnel” etsy Behoririka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Jolay 2019
Fampianarana.Fanadinana CEPE andrana Hozaraina amin’ny herinandro ny laza adina

Efa miomana tanteraka amin’ny fiatrehana ny fanadinana CEPE andrana andiany faharoa ireo sekoly miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana eto an-drenivohitra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jolay 2019
Fampianarana.Fanadinana CEPE sy BEPC Nihena ny isan’ireo mpiadina ho an’Antananarivo

Nisy fihenana ny taham-pandraisana anjara amin’ny fanadinam-panjakana CEPE sy BEPC eto amin’ny fari-piadidiam-pampianarana Antananarivo ho an’ny taona 2019.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jolay 2019
Fampianarana.Oniversite Toamasina Napetraka tamin`ny fomba ofisialy ny filoha

Ambohipihaonan`ireo avara-pianarana maro lafy sy ireo olom-panjakana isan-tsokajiny notarihin`ny minisitry ny fampianarana ambony Félicitée Rejo-Fienena tao amin`ny oniversite Barikadimy Toamasina ny faran`ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 21 Jona 2019
Fampianarana.Sekoly ambony CNTEMAD Hiroso amin’ny fanofanana arak’asa ny mpianatra koa

Mpianatry ny oniversitem-panjakana CNTEMAD miisa 16.800 no miatrika fanadinana, hifarana anio.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 19 Jona 2019
Fampianarana.Sekoly ambony UPRIM Mpianatra 500 latsaka no niatrika “soutenance” omaly

Mpianatra 500 latsaka no niatrika “soutenance” omaly teo anivon’ny sekoly ambony UPRIM. Mpianatra nanaraka ny fampianarana hampitain-davitra avokoa izy ireo raha ny fantatra ary havoaka ny 13 Jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT