• Alarobia 31 Jolay 2019
Fampianarana.Fampianarana eto Madagasikara Sao dia tokony hanaovana fikaonan-doham-pirenena !

Marary ny tontolon’ny fampianarana eto Madagasikara. Adihevitra tsy mety vita ny resaka vanim-potoan’ny taom-pianarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 31 Jolay 2019
Fampianarana.Minisitry ny fampianarana ambony “Horaisiko ny Seces !”

Ny fikarohana dia maro no efa azo ampiasaina avy hatrany eto Madagasikara fa isika no tsy mbola tena mahafantatra tsara, hoy ny minisitry ny fampianarana ambony vaovao,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jolay 2019
Fampianarana.Fanabeazana Zatovo 1 amin’ny 3 no tsy mandia varavaran-tsekoly

Tsy mandia varavaran-tsekoly ny 1 amin’ny 3 amin’ireo zatovo eo anelanelan’ny 11 hatramin’ny 14 taona eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2019
Fampianarana.Fampiofanana ampitain-davitra Manomboka mahaliana ny olona

Manomboka betsaka ireo renim-pianakaviana liana amin’ny fampiofanana ampitain-davitra eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jolay 2019
Fampianarana.Fiomanana amin’ny fidiran’ny mpianatra Iray volana monja no hananan’ny Ray aman-dReny

Amin’ny faran’ny volana Aogositra ho avy izao vao hifarana tanteraka ny taom-pianarana amin’ity taona 2019 ity izay feno 11 volana katroka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2019
Fampianarana.Taom-pianarana 2018-2019 Lava loatra, reraka ny mpianatra

Tena misy fiantraikany amin’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny mpianatra ny halavan’ny taom-pianarana tamin’ity taona 2019 ity.

Hamaky ny tohiny
FTT