• Alatsinainy 15 Aprily 2019
Fampianarana.Oniversiten’Antananarivo Hihetsika ny mpianatra manomboka anio

Nanao antso avo teny Ankatso ny zoma teo ny solontenan’ireo mpianatra eny amin’ny oniversiten’Antananarivo fa hisy ny hetsiky ny mpianatra manomboka anio alatsinainy ho fitakiana ny famahan’ny fitondrana ny olana eny amin’ny anjerimanontolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Aprily 2019
Fampianarana.Angon-kevitra momba ny fanabeazana Hametraka biraom-paritra ny CONAMEPT

Betsaka ny lesoka momba ny fampianarana eto amintsika. Mitotongana ny fiainan`ny mpampianatra ary lasa kitoatoa ny fampianarana ka manohintohina ny fanabeazana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Febroary 2019
Fampianarana.Sekoly ambony INSPNMAD Namoaka mpampivelona sy mpitsabo mpanampy 333 isa

Ny hampitomboana ny isan’ireo mpampivelona sy mpitsabo mpanampy manerana ny Nosy no tena tanjon’ny sekoly ambony Inspnmad hahafahana mampihena ny taham-pahafatesan’ny reny sy ny zaza eo am-piterahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Febroary 2019
Fampianarana.Asan’ireo injeniera elektronika Hazavaina etsy amin’ny IKM Atsahavola

Hatramin’ny omaly ary hifarana anio ny fampirantian’ireo mpianatra mpikaroka taona voalohany hatramin’ny fahadimy eo anivon’ny oniversite politekinika Vontovorona ireo tetikasany mandritry ny fianarany eny amin’ny anjerimanontolo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Janoary 2019
Fampianarana.Tontolon’ny fampianarana Mety ajanona ny fampiharana ny PSE

Mbola baraingo tanteraka ny firosoana mankany amin’ny fanatanterahana ilay rafi-panabeazana PSE eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Janoary 2019
Fampianarana.Fikambanan’ny mpianatra Normaliens Mitaky ny fijerena akaiky ny sehatra fanabeazana

Nanao fanambarana ny fikambanan’ny mpianatra normaliens SONOSE/MADA nandritra ny fihaonamben’izy ireo tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo tetsy amin’ny ANS Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
FTT