- Alakamisy 29 Aogositra 2019
Fampianarana.FITSARANA NY CEPE Mizotra araka ny tokony ho izy
Nanomboka omaly alarobia 28 ny fitsarana ny fanadinana CEPE izay notanterahina ny talata teo manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyNanomboka omaly alarobia 28 ny fitsarana ny fanadinana CEPE izay notanterahina ny talata teo manerana ny Nosy.
Hamaky ny tohinyEfa tadifitra tanteraka ao anatin’ny fanomanana ny fidiran’ny mpianatra ireo ray aman-dreny isan-tsokajiny ankehitriny.
Hamaky ny tohinyNahatratra 95, omaly ireo mpiadina voasoratra anarana tsy tonga nanatrika ny fanadinana CEPE ho an’ny CEG Anosibe, fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyEla ny ela fa tonga amin’ny tanjona niriany hanampy ireo tanora Malagasy hiakatra eny amin’ny anjerimanontolo ny lisea Arcade, tarihin-dRatoejanahary Bruno.
Hamaky ny tohinyNidina 9 % ny tahan’ireo mpiadina hiatrika ny fanadinana CEPE manerana ny fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo Renivohitra amin’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyEfa saika tafiditra ao anatin’ny fialantsasatra lehibe avokoa ireo mpianatra manerana ny Nosy ankehitriny ankoatra ireo mbola hiatrika ny fanadinana ara-panjakana.
Hamaky ny tohiny