Fampianarana

Fanapahan-kevitra momba ny fampianarana “Tandrametaka ny ataon’ny minisitera ankehitriny”


  • Alatsinainy 26 Aogositra 2019

Adihevitra lehibe tato ho ato ny resaka fanovana ny tetiandrom-pampianarana sy ny resaka PSE (Plan Sectoriel de l’Education), izay naverin’ny fitondram-panjakana ankehitriny amin’ny endriny teo aloha,

 

na nisy aza ny efa fidirana tsikelikely tamin’ilay drafitra efa voavolavola. Tsy izay nataon’ny teo aloha akory dia ratsy avokoa. Mila mailo ary tsy maimaika hanova fa nisy zavatra tsara teo, hoy ny depiote Todisoa Andriamampandry, izay efa Tale jeneralin’ny fanabeazam-pirenena teo aloha ihany koa. Nambarany fa rehefa hanova dia tokony hisy fiaraha-midinika, vao miara-mandray fanapahan-kevitra fa tsy tandrametaka ohatr’izao akory no handravana zavatra fa manjary simba ny fampianarana, kanefa tsy hisy firenena handroso ary manosihosy ny taranaka sahala ny ataon’ny minisitera amin’izao, hoy ny depiote.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT