• Alarobia 18 Septambra 2019
Fampianarana.Seces Tana Mila ampitomboina ny famatsiam-bolan’ny oniversite

Ny Seces Antananarivo dia nanao fitakiana miisa 7 ny volana martsa sy aprily, hoy ny filohan’ity sendikan’ny mpampianatra mpikaroka ity, ny Pr Sammy Grégoire Ravelonirina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Septambra 2019
Fampianarana.Fanadinam-panjakana Miisa 8.577 ireo mpiadina hiatrika ny BEP

Hotanterahina manomboka anio alatsinainy 16 septambra manerana ny Nosy ny fanadinam-panjakana “Brevet d’étude Profesionnelle” na ny BEP haharitra telo andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 09 Septambra 2019
Fampianarana.Fanadinana BEPC Histo-Geo, Matematika, Fizika no tena atahoran’ny mpiadina

Nihena 1,74 % ny tahan’ireo mpiadina hiatrika ny fanadinana BEPC manomboka anio ho an’ny fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Septambra 2019
Fampianarana.Voka-panadinana CEPE niha ratsy Hanao fanadihadiana ny Cisco Antananarivo Renivohitra

Nihena 6 % raha oharina tamin’ny taon-dasa ireo mpianatra afa-panadinana CEPE teo anivon’ny fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Septambra 2019
Fampianarana.Fanadinana CEPE Tsara ny vokatra ho an’ny ZAP Ambavahaditokana

Namoaka ny valim-panadinana CEPE ny ZAP enyAmbavahaditokana Itaosy Atsimondrano ny sabotsy maraina teo teto amin’ny Faritra Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Aogositra 2019
Fampianarana.Olan’ny fanabeazana Ankizy 5 tapitrisa tsy mianatra intsony…

Mahatratra 5 tapitrisa hatreto ny isan’ireo ankizy mpianatra nitsoaka an-daharana an-tsekoly manerana ny Nosy. Ireo mpianatra any ambanivohitra no tena voakasik’izany noho ny halaviran’ny toeram-pianarana sy ny tsy fisian’ny sakafo hohanina.

Hamaky ny tohiny
FTT