• Talata 03 Septambra 2019
Fampianarana.Voka-panadinana CEPE niha ratsy Hanao fanadihadiana ny Cisco Antananarivo Renivohitra

Nihena 6 % raha oharina tamin’ny taon-dasa ireo mpianatra afa-panadinana CEPE teo anivon’ny fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Septambra 2019
Fampianarana.Fanadinana CEPE Tsara ny vokatra ho an’ny ZAP Ambavahaditokana

Namoaka ny valim-panadinana CEPE ny ZAP enyAmbavahaditokana Itaosy Atsimondrano ny sabotsy maraina teo teto amin’ny Faritra Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Aogositra 2019
Fampianarana.Olan’ny fanabeazana Ankizy 5 tapitrisa tsy mianatra intsony…

Mahatratra 5 tapitrisa hatreto ny isan’ireo ankizy mpianatra nitsoaka an-daharana an-tsekoly manerana ny Nosy. Ireo mpianatra any ambanivohitra no tena voakasik’izany noho ny halaviran’ny toeram-pianarana sy ny tsy fisian’ny sakafo hohanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aogositra 2019
Fampianarana.FITSARANA NY CEPE Mizotra araka ny tokony ho izy

Nanomboka omaly alarobia 28 ny fitsarana ny fanadinana CEPE izay notanterahina ny talata teo manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aogositra 2019
Fampianarana.Fidiran’ny mpianatra Manao tolotra fampindramam-bola ny BNI

Efa tadifitra tanteraka ao anatin’ny fanomanana ny fidiran’ny mpianatra ireo ray aman-dreny isan-tsokajiny ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Aogositra 2019
Fampianarana.CEG ANOSIBE Mpiadina CEPE miisa 95 tsy tonga

Nahatratra 95, omaly ireo mpiadina voasoratra anarana tsy tonga nanatrika ny fanadinana CEPE ho an’ny CEG Anosibe, fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
FTT