• Alakamisy 07 Novambra 2019
Fampianarana.Tontolon’ny fampianarana Ahiana hikorontana ireo CISCO manerana ny nosy

Mahagaga sy mampiahiahy ny zavatra misy ao amin`ny minisiteran` ny fanabeazam-pirenena (MENETP).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Novambra 2019
Fampianarana.Fampianarana ambaratonga ambony Kivy amin’ny minisitera ry zareo Seces

Na ny mpianatra aza dia efa mahalala fa ao aorian’ny fifampidinihana hitadiavana vahaolana amin’izay olana miseho ka midona amin’ny rindrina tsy misy mihaino dia misy ny fahafahana manao ny antsoina hoe « Préavis de grève ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Oktobra 2019
Fampianarana.Tanora Malagasy Sahirana amin’ny fitadiavana lalam-piofanana sy asa

Ny 13, 14, 15 novambra izao no hotontosaina etsy Antaninarenina ny andiany voalohany amin’ny hetsika “Salon de l’étudiant et de l’emploi” izay hifarimbonan’ny minisiteran’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2019
Fampianarana.Bakalörea 2 ème session Nizotra tamim-pilaminana

Nizotra tamim-pilaminana ny fanadinana bakalôrea andiany faharoa manokana izay notanterahina nanomboka omaly alarobia 23 oktobra, haharitra efatra andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Oktobra 2019
Fampianarana.Mpianatra diso safidy amin’ny lalam-piofanana Hanampy azy ireny ny sekoly ambony UPRIM

Betsaka amin’ireo mpianatra vao afa-panadinana Bakalôrea no tsy mahalala akory izay lalam-piofanana tokony harahiny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Oktobra 2019
Fampianarana.Raharaha bakalorea 43 nosamborina, 6 nidoboka am-ponja,…

Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny zandarimariam-pirenena amin’ny famongorana ireo fanetriben’ny firenena tamin’ny famoahana ireo laza adina Bakalôrea mialoha ny fotoana,

Hamaky ny tohiny
FTT