• Alakamisy 26 Desambra 2019
Fampianarana.Voka-pikarohana sy fanohanana azy « Mila fanovana goavana ny eto Madagasikara »

Ny fanohanana voka-pikarohana na « soutenance de Mémoire » na « Thèse » eto Madagasikara dia hafahafa satria miavaka amin’izay fahita maneran-tany,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Desambra 2019
Fampianarana.Vatsim-pianarana Mpianatra 21 hihazo an’i Maraoka

Hanovo fahalalahana any Maroc ireo mpianatra mendrika miisa 21 tamin`ny bakalorea teknika 2018 nanerana an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Desambra 2019
Fampianarana.Fitakian`ny mpianatra sy ny SECES Enina no efa nahitana vahaolana”

“Hanomboka amin`ny taona 2020 ny fanadiovana ny tranon`ny mpianatra sy hahafantarana an ireo mpianatra tena izy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2019
Fampianarana.Fifandonana teny Ankatso, Ambohipo Mpianatra 3 voasambotra, hihamafy ny hetsika

Nafana ny toe-draharaha teny Ankatso sy Ambohipo omaly. Vao maraina dia efa tonga maro be ireo mpianatra, tazana teny ihany koa ny mpitandro filaminana avy ao amin’ny Emmoreg.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Desambra 2019
Fampianarana.Seces Nasionaly Manameloka ny fitifirana mpianatra

Raikitra indray ny fifanandrinana teo amin’ireo mpianatr’Ankatso sy ny mpitandro filaminana teny amin’ny oniversiten’Antananarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Desambra 2019
Fampianarana.CNR – Minisiteran’ny fampianarana ambaratonga ambony Ahiana tsy handray karama hatramin`ny aprily 2020

Miisa 9 ny ivontoeram-pirenena misahana ny fikarohana (Centres nationaux de recherche) eto Madagasikara. Rantsamangaika eo

Hamaky ny tohiny
FTT