- Zoma 04 Oktobra 2019
Fampianarana.Mpampianatra-mpikaroka Tsy mivoaka any ivelany raha tsy hankatoavin`ny filoham-pirenena
Nandritra ny “COPRES Elargi” ny 3 septambra farany teo dia nisy fampahafantarana (note de service) maromaro navoakan`ny fitondram-panjakana. Manitsaka tanteraka ireo lafiny efatra eo amin`ny fahaleovantenan`ny oniversite izany, hoy ny SECES Mahajanga.
Hamaky ny tohiny
