• Alarobia 04 Desambra 2019
Fampianarana.Fitokonana eny amin’ny oniversite Hanatevin-daharana ny Seces ny mpianatra anio

Nanentana ny mpianatra rehetra sy ireo departemanta misy eny amin’ny oniversiten’Antananarivo omaly ny filohan’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Desambra 2019
Fampianarana.Diplaoma iraisampirenena amin’ny politeknika Hisokatra ny 5 desambra ny fifaninanana

Ny ankamaroan’ny tanora malagasy nahavita fianarana teny amin’ny ambaratonga ambony dia sahirana amin’ny fitadiavana asa na misehatra amin’ny asa tsy mifanaraka amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Novambra 2019
Fampianarana.Tsy nivaha ny olan’ny Seces Hantsoina ireo filohan’ny fikambanan’ny mpianatra

Nivory be tetsy Ankatso omaly ny Seces sampana Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Novambra 2019
Fampianarana.Oniversiten’Antananarivo Mananontanona ny taona fotsy

Nanapaka omaly ny fivoriamben’ny Seces, sampana Antananarivo, fa ankoatry ny fanentanana ireo mpampianatra mpikaroka mbola manohy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Novambra 2019
Fampianarana.Fifaninanana mamorona Robot Tsy lasa any Arménie ny solontenan’i Madagasikara

Tamin’ny faran’ny herinandro teo no tokony ho niainga nankany Arménie ny ekipa malagasy Girls Robotika Madagascar izay saika hiatrika ny fifaninanana iraisam-pirenena mamorona Robot ( Robotex Armenia 2019).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Novambra 2019
Fampianarana.Tontolon’ny oniversite Mitokona ny Seces Antananarivo sy Toliara

Nanao fanambarana omaly ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy mpikaroka mpampianatra na Seces, sampana Antananarivo, fa tsy mbola nisy vokatra azo tsapain-tanana hatramin’izao mikasika ny fangatahan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT