• Zoma 11 Oktobra 2019
Fampianarana.Minisiteran’ny fanabeazana sy ny Vivo Energy Hiara-hiasa amina tetika 3 lehibe

Nanatanteraka fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa tamina mpiara-miombon’antoka maromaro, tetsy amin’ny trano boribory Anosy omaly alakamisy 10 oktobra 2019, ny Menetp “Ministère de l’Education Nationale et de l’Enseignement Technique et Professionnel”

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Oktobra 2019
Fampianarana.Bakalorea “2ème session” Mpampianatra vaovao no manomana ny laza adina

Mpampianatra vaovao hafa no nantsoina hamolavola ny laza adina amin’ny “2ème session exceptionnelle” izay hatao ny 23-26 oktobra izao, ka nanomboka omaly ny fiantsoana sy famondronana azy ireo hanomana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Oktobra 2019
Fampianarana.Bakalorea, fiainan’ny Oniversite Andrasana ny ampamoakan’ny Seces anio

Miandry ny fivoriambe izay atao anio vao afaka mamoaka fanambarana momban’ny fanehoan-kevitry ny filoham-pirenena mikasika ny hanatontosana fihodinana faharoa amin’ny Bakalorea ny sendikan’ny mpampianatra mpikaroka na Seces eto Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Oktobra 2019
Fampianarana.Mpianatr’Ankatso sy ny mpampianatra Tsy nifampiantso hitokona izany

Manoloana ny feo mandeha fa hampiantso mpianatra hiaraka hanao fitokonana aminy anio ny Seces dia nanao fanambarana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 08 Oktobra 2019
Fampianarana.Fanadinana bakalorea Hivaly amin’ny 19 oktobra ho avy izao

Hivoaka ny sabotsy 19 oktobra ho avy izao ny valin’ny fanadinana bakalôrea ankapobeny izay notanterahina nanomboka ny 30 septambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2019
Fampianarana.Andry Rajoelina Hasiana “2ème session” ny bakalorea

Hisy ny bakalorea fihodinana faharoa na “2ème session” ho an’izay tsy afaka, raha ny nambaran’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina nandritra ilay fandaharana manokana nataony omaly, izay nisy fahatarana fa tsy arakaraka ny fotoana nomena ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT