Fampianarana

Ministeran’ny fanabeazam-pirenena Hijery ny fari-piainan'ny mpiasa


  • Zoma 03 Janoary 2020

Tetikasa maro hanatsaràna ny kalitaon'ny fanabeazana no vinavinain'ny ministeran' ny fanabeazam-pirenena sy fampianarana teknika ary fanofanana arak'asa amin'izao taona 2020 izao hoy ny minisitra Volahaingo Marie Thérèse.

 

 

 

Nankahery ny mpanabe sy ny mpianatra rehetra hiezaka hatrany mba hanao ny asany manandrify azy ireo ny minisitra. Nohamafisiny fa hojerena manokana ny farim-piainan'ny mpiasan'ny ministera amin'ity taona 2020 ity.Ny karama aloha dia efa niakatra 13% araka ny kabarin’ny filoha, fa ny anisan’ny takian’ny mpampianatra hatrizay dia ny fampitomboana ireo karazana tambin-karama ary indrindra ny fanorenana trano fonenana ho azy ireo.

 

 Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT