• Zoma 17 Janoary 2020
Fampianarana.Fanabeazana sy fampianarana eto Madagasikara Nopotehina nanomboka ny taona 2009

Tsy noterena, tsy novozonana ny fitondrana tetezamita 2009 namoaka ireo didim-panjakana miisa 3 izay nolazaina tamin’izany fotoana fa antoka ho amin’ny fampandrosoana ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Janoary 2020
Fampianarana.EPP ANDOHARANOFOTSY Vita ny asa fanavaozana, notokanana omaly

Vita tanteraka ny asa fanavaozana ny EPP ao Andoharanofotsy, kaominina Andoharanofotsy,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Janoary 2020
Fampianarana.Minisiteran’ny fampianarana ambony Notoloran’i India boky miisa 100 000

Boky fianarana manodidina ny 100 000 ahitana lohateny 37 no natolotry ny governemanta indiana ho an’ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Janoary 2020
Fampianarana.Fampianarana teknika Mangataka hisaraka amin’ny minisiteran’ny fanabeazana

Ny velirano faha-4 nataon’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina no milaza fa omen-danja bebe kokoa ny fampianarana teknika sy ny arak’asa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Janoary 2020
Fampianarana.Sehatra fanabeazana Mila arahi-maso akaiky

Ny sehatra fampianarana no kitro ifaharan’ny fampandrosoana. Rehefa miakatra ny fari-pahaizan’ny olona dia tokony hiakatra manaraka izay ihany koa ny faripananany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Janoary 2020
Fampianarana.Ministeran’ny fanabeazam-pirenena Hijery ny fari-piainan'ny mpiasa

Tetikasa maro hanatsaràna ny kalitaon'ny fanabeazana no vinavinain'ny ministeran' ny fanabeazam-pirenena sy fampianarana teknika ary fanofanana arak'asa amin'izao taona 2020 izao hoy ny minisitra Volahaingo Marie Thérèse.

Hamaky ny tohiny
FTT