Fampianarana

Vatsim-pianarana Mpianatra 21 hihazo an’i Maraoka


  • Alakamisy 26 Desambra 2019

Hanovo fahalalahana any Maroc ireo mpianatra mendrika miisa 21 tamin`ny bakalorea teknika 2018 nanerana an’i Madagasikara.

 

Andiany faharoa ireto mpianatra ireto ka hianatra mandritra ny roa taona izy ireo mba hahazoany ny mari-pahaizana “Technicien supérieur”. Tafiditra indrindra ao anatin’ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena Marokana sy Malagasy ny fampiroboroboana ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa moa izy ity. Ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, ny fampianarana teknika sy arak’asa, Marie Thérèse Volahaingo, dia nanome toky azy ireo fa hiahy azy ireo mandritra ny fotoana handrantoany fianarana any ivelany.

 

Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT