- Alarobia 25 Martsa 2020
Fampianarana.Mpianatra mijanona ao an-trano Nanome torohevitra ny minisitra
Maro ny zavatra azo atao mandritr’izao fotoana tsy hisian’ny fampianarana any an-tsekoly izao, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Rijasoa Andriamanana Josoa. Isan’izany ny famakiam-boky toy ny tantara sy angano, ny lalao isan-karazany, fijerena fahitalavitra, fijerena sarimihetsika na horonan-tsary.
Hamaky ny tohiny
