- Sabotsy 18 Aprily 2020
Fampianarana.Betsiboka Omena lesona sy fanazarana ny mpianatra rehetra
Nahita hevitra ny sampandraharaham-paritry ny fanabeazana [DRENETP] Betsiboka hanampiana ny mpianatra amin’izao fialan-tsasatra tsy fidiny nateraky ny coronavirus izao.
Hamaky ny tohiny