Fampianarana

Collège Saint Michel Amparibe Mbola hiato ny fampianarana


  • Alarobia 22 Aprily 2020

Araka ny vaovao azo, dia nanapa-kevitra ny mbola hampiato ny fampianarana ny Collège Saint Michel Amparibe taorian'ny fivoriana nataon'ny Comité Directeur eo anivon'ity sekoly ity noho ny antony maro samihafa.

 

 

 

 Na eo aza izany fanapahan-kevitra izany dia tsy maintsy hodinihana ny hanaovana fampianarana "à domicile" na any an-trano an'ireo mpianatra ao aminy, raha ny vaovao azo. Marihina hatrany fa ireo mpianatra hanala ny fanadinam-panjakana no misy manomboka miditra anio, ary misy ny amin’ny heriny anio. Miisa 226 148 ireo mpianatra voakasik’izany, ka maro ny fepetra tsy maintsy hajaina ao anatin’io, toy ny fanaovana arovava, iray isaky ny dabilio, misotro ilay covid organics.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT