- Zoma 08 Mey 2020
Fampianarana.EPP Maurice Guillot Toamasina Ovaina anarana amin’ny teny Malagasy
Isan’ireo fotodrafitrasa notsidihan’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, tao Toamasina omaly, ny EPP Maurice Guillot.
Hamaky ny tohinyIsan’ireo fotodrafitrasa notsidihan’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, tao Toamasina omaly, ny EPP Maurice Guillot.
Hamaky ny tohinyAraka ny efa notaterina teto dia misaona ny tontolon'ny fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana ara-teknika sy arak'asa; namoy tompon'andraikitra telo ny zoma
Hamaky ny tohinyManaitra ny tompon’andraikitra, hanohana ny ezaka vitany ireo ray aman-drenin’ny mpianatra ao amin’ny CEG Lohanandro, ao anatin’ny kaominina ambanivohitra Andriambilany distrikan’Ambatolampy.
Hamaky ny tohinyEfa nambara teto fa misy sekoly tsy miankina tsy nampandoa saram-pianarana volana aprily hitsinjovana ireo ray amandreny.
Hamaky ny tohinyAraka ny vaovao azo, dia nanapa-kevitra ny mbola hampiato ny fampianarana ny Collège Saint Michel Amparibe taorian'ny fivoriana nataon'ny Comité Directeur eo anivon'ity sekoly ity noho ny antony maro samihafa.
Hamaky ny tohinyFaly sahirana ny vahoaka Malagasy raha nandre fa hiroso amin` ny fialàna tsikely amin` ny fihibohana ny firenena.
Hamaky ny tohiny