Fampianarana

American School Tsy miverina an-dakilasy intsony ny mpianatra


  • Sabotsy 09 Mey 2020

Ho amin` ity taom-pampianarana 2019-2020 ity dia nanapa-kevitra ireo tompon'andraikitra eo anivon` ny American School of Antananarivo (ASA) fa tsy miditra an-dakilasy intsony ny mpianatra mandrapaha-tapitra ny taom-pianarana.

 

 

 

 

 

Mikatona ny sekoly araka ny tapaka nandritra ny fivorian` ny filankevim-pitantanana sy ny tompon'andraikitry ny sekoly. Hisy kosa lamina sy fomba fampianarana vaovao apetraky ny sekoly. Mahakasika ny taom-pampianarana 2020-2021 indray dia mbola voafaritra amin` ny volana aogositra izao ny fidirana ary efa misy drafitra apetraka iatrehana izany.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fampianarana

  • Antehiroka
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Vita ny lisea vaovao

  • Fanovana
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

mikasika ny fanadinana bakalorea

  • Pr Ange Andrianarisoa
  • Zoma 11 Septambra 2026

«Zava-dehibe ny fampiasàna ny nomerika»

  • Vatsim-pianarana avy amin'ny JICA
  • Alakamisy 10 Septambra 2026

Malagasy telo hanohy

  • Mari-pahaizana
  • Alarobia 09 Septambra 2026

nomerika ekena iraisam-pirenena

  • Fanatsaràna ny fampianarana
  • Alatsinainy 31 Aogositra 2026

Nitohy tany Tsaramandroso ny diabe

Hijery ny tohiny
FTT