- Talata 12 Mey 2020
Fampianarana.Minisiteran’ny fanabeazam-pirenena Nahazo arotava miisa 100.000 isa
Ranom-panafody na “Eau de javel” 2000 litatra, alikaola fanasan-tanana koa 2000 litatra, arotava 100.000 isa,
Hamaky ny tohinyRanom-panafody na “Eau de javel” 2000 litatra, alikaola fanasan-tanana koa 2000 litatra, arotava 100.000 isa,
Hamaky ny tohinyNa dia mbola ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana tanteraka aza isika ary tsy mbola fantatra izay fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana mikasika ireo
Hamaky ny tohinyEo anatrehan’ny fitotonganan’ny zava-misy manodidina ny valanaretina COVID19 indrindra ny fiakaran’ ireo ankizy tratry ny aretina, ny fikambanana
Hamaky ny tohinyHo amin` ity taom-pampianarana 2019-2020 ity dia nanapa-kevitra ireo tompon'andraikitra eo anivon` ny American School of Antananarivo (ASA) fa tsy miditra an-dakilasy intsony ny mpianatra mandrapaha-tapitra ny taom-pianarana.
Hamaky ny tohinySaika tsy nianatra avokoa ireo mpianatra hiatrika ny fanadinam-panjakana manovo fahalalana eny anivon’ny sekolim-panjakana omaly zoma.
Hamaky ny tohinyMitoetra ny mety ho teritery ary tsapa fa ho sarotra kokoa ny fiarafaran’ny taom-pianarana, hoy ny fanambarana nataon’ny CONAMEPT, STEM, ASSEP, FEKRIMPAMA, FIMPAFHAM omaly.
Hamaky ny tohiny